DINIKA: Fandaharan’ny MBS TV hamakafakana ny toe-draharaha politika sy ny zava-misy eto Madagasikara.
Vahinin’ny fandaharana:
- Clemence RAHARINIRINA, Mpanolontsaina eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra, Filohan’ny fikambanan’ny taxi eto Antananarivo Renivohitra (FTAR).
- Lahatra ANDRIAMAHATSANGY, Tanora mpanao politika, Kandida ho Mpanolontsaina eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra.
Hiresaka momba ny totonlon’ny fifidianana kaominaly sy ny raharaham-pirenena
Mpanolotra: Faniry RAZAFIMANANTANY
Daty: Talata 15 Oktobra 2024


