DINIKA: Fandaharan’ny MBS TV hamakafakana ny toe-draharaha politika sy ny zava-misy eto Madagasikara.
Vahiny: Ramasy Ignace RANDRIANIRINA, Coprésident antoko MFM.
Hiresaka momba ny hevitry ny MFM manoloana ny raharaham-pirenena.
Mpanolotra: Faniry Razafimanantany
Daty: Zoma 18 Okrtobra 2024