DINIKA: Fandaharan’ny MBS TV hamakafakana ny toe-draharaha politika sy ny zava-misy eto Madagasikara.
Vahinin’ny fandaharana:
- Alain Patrick BOVARI, Kandidà Ben’ny tanàna Tsiroanomandidy Ville.
- Mickael RAKOTOMAVO, Kandidà Ben’ny tanàna Ivato.
- Toky RAKOTONDRAZAKA, Kandidà Ben’ny tanàna Talata Volonondry.
Hiresaka momba ny fandraisan’ny tanora andraikitra hiatrika ny fifidianana kaominaly.
Mpanolotra: Faniry RAZAFIMANANTANY
Daty: Zoma 04 Oktobra 2024