DINIKA: Fandaharan’ny MBS TV hamakafakana ny toe-draharaha politika sy ny zava-misy etoMadagasikara.
Vahinin’ny fandaharana:
- Romario MAHAZOMORA, Kandidà Ben’ny tanàna ao Manakara (Vondrona Firaisankina).
- Jean Pierre IADA mpitarika ny FLN.
Hiresaka momba ny fifidianana kaominaly sy ny raharaham-pirenena
Mpanolotra: Faniry RAZAFIMANANTANY
Daty: Zoma 11 Oktobra 2024