DINIKA: Fandaharan’ny MBS TV hamakafakana ny toe-draharaha politika sy ny zava-misy eto Madagasikara.
Vahiny: Marcel RALAINIRINA, Mpanao politika / Mpikambana MFM teo aloha.
Hiresaka momba ny fanoherana manoloana ny fifidianana.
Mpanolotra: Faniry Razafimanantany
Daty: Talata 08 Oktobra 2024