DINIKA: Fandaharan’ny MBS TV hamakafakana ny toe-draharaha politika sy ny zava-misy eto Madagasikara.
Vahiny: Vaovao BENJAMIN, Mpanao politika, Loholon’i Madagasikara teo aloha.
Hiresaka momba ny Fandavana ny firotsahan’Atoa Marc RAVALOMANANA sy ny raharaha politika.
Mpanolotra: Faniry Razafimanantany
Daty: Zoma 20 Septambra 2024