DINIKA MBS TV – Alatsinainy 16 Septambra 2024

Julien ANDRIAMORASTA, Birao Politika Antoko TIM, mandataire NY KANDIDÀ MARC RAVALOMANANA.

DINIKA: Fandaharan’ny MBS TV hamakafakana ny toe-draharaha politika sy ny zava-misy eto Madagasikara.
Vahiny: Julien ANDRIAMORASATA,Birao Politika Antoko TIM, mandataire NY KANDIDÀ MARC RAVALOMANANA.
Hiresaka sy hanome fanazavàna mikasika ireo antotan-taratasy napetraka teny amin’ny OVEC ary ny fandàvan’ity farany ny firotsahan’Atoa Marc RAVALOMANANA ho kandidà Ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra.
Mpanolotra: Faniry Razafimanantany
Daty: Alatsinainy 16 Septambra 2024

Quitter la version mobile